Ny Fiangonana Miara Manompo dia miorina amin’ny Tenin’Andriamanitra, ny vavaka ary ny firaisankina.
Ny tanjonay dia ny hitory ny Filazantsara, hanangana ara-panahy ny mpino ary hampiely ny fitiavan’i Kristy eo amin’ny fiaraha-monina.
« Koa mandehana ianareo, ataovy mpianatra ny firenena rehetra » (Matio 28:19)
Soatoavina ijoroanay :
Mandalo fotoan-tsarotra ny kristianina. Ireo izay misafidy ny hitia tahaka an’i Jesosy dia tsy mitsahatra ny mitia, na dia ao anatin’ny fotoan-tsarotra aza. Ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana dia mitoetra hatrany, manomboka amin’ny andro sarotra ka hatramin’ny alina lava.
Manambara ilay herin'i Jesosy Kristy manova
Mampitombo
ara-panahy

Mitory ny famonjena hoan'izay mbola tsy naharey